VAOVAO – MINUTE FLASH 19 MARTSA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA : Olona roa no namoy ny ainy noho ny Covid-19, 114 ireo olona vaovao voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus
– VALANARETINA : Mety hanampy ny fepetra raisina hiadiana amin’ny covid-19 ny Filoham-pirenena ny sabotsy izao, hoy ny mpitondra tenin’nyy governemanta
– FITATERANA : Hisy sidina manokana karakarain’i Air Madagascar amin’ny faha-2 Aprily ho avy izao rehefa avy manao ny fanaraha-maso tekinika ny fiaramanidina Airbus A340