– VALANARETINA – Niampy olona telo no matin’ny corona virus, 59 ny tranga vaovao.
– FAMBOLENA – Nidina ny vidin’ny vary vokatra avy eto an-toerana raha efa manomboka miakatra ny vidin’ny vary akotry
– FAMPIANARANA- Azo alaina ao amin’ny tranokalan’ny minisiteran’ny fanabeazam-pirenena ny boky fampianaran-tena ho an’ireo mpianatra amin’ny ambaratonga faharoa

