– HETSIKA – Maneho ny fahavononany amin’ny fanarenanana ny toe-karenan’i Madagasikara ireo mpisehatra amin’ny toe-karena.
– FAMPANDROSOANA – Hotanterahina ny 16, 17 ary 18 Jona ho avy izao ny Fihaonambem-pirenena ho an’ny fambolena sy ny fiompiana entina mampiroborobo ny fampiasam-bola amin’ireo seha-pihariana ireo.
– FIRAISAN-KINA – Nanainga androany teto Antananarivo handeha an-tongotra ho any Antoetra i Jean-François Lenoir, mba hampahafantatra ny zava-misy any amin’ny faritra Zafimaniry
