VAOVAO – MINUTE FLASH 19 NOVAMBRA 2021

– FANJARIAN-TSAKAFO : Natao handinihana ny paikady maharitra hiadiana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ny fankalazana ny andiany faha-16 ny herinandro ho an’ny fanjarian-tsakafo.
– FAHASALAMANA : Mihoatra ny 406.000 ny isan’ireo olona vita vakisiny tanteraka eto Madagasikara hoy Andry Rajoelina
– FITATERANA : Nanamafy ny kompaniam-pitaterana an’hanabakabaka Air Mauritius fa miandry ny fanapahan-kevitra avy amin’ny governemanta malagasy ny amin’ny fampiatoana ny sidina avy any amin’ny Nosy Maorisy