– FITATERANA AN’HABAKABAKA : Mbola mitohy ny sidina fampodiana ireo teratany vahiny miainga avy eto Madagasikara
– FANABEAZANA : Mpiadina valo voan’ny coronavirus no niatrika ny fanadinana bakalorea tany Ihosy
– PARLEMANTA : Eny amin’ny CCI Ivato ihany no atao ny fivoriana itambaram-ben’ny solombavambahoaka mandritra ny fivoriana ara-potoana faharoa

