VAOVAO – MINUTE FLASH 2 AOGOSITRA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Tsy nisy ny aina nafoy noho ny covid-19 tamin’ny faran’ny herinandro
– VAROTRA – Ambony ny vidin’ny vary avy eto an-toerana tamin’ny volana Jona 2021 raha oharina tamin’ny vidin’ny vary mahazatra rehefa volana Jona
– FOTODRAFITRASA – Efa voakisaka ny andrin-jiro teny Ankorondrano ahafahana manohy ny asa fanitaran-dalana manodidina ny faritra Henri Fraise