VAOVAO – MINUTE FLASH 20 JANOARY 2022

– FIAKARAN’NY RANO : Kaominina 11 eto Antananarivo sy ny manodidina no nahazo filazana loza manambana tamin’ny 1 ora tolakandro teo.
– TOETR’ANDRO : Hisy rivodoza hiforona amin’ny Sabotsy ho avy izao ary hahakasika ny faritra Avaratry ny Nosy izany
– FITSIDIHANA : Nitsidika ireo toerana handraisana ireo tsaboina ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina androany Alakamisy