– VALANARETINA – Maherin’ny 320 ireo mararin’ny Covid-19 teo anelanelan’ny 11 hatramin’ny 17 Jona
– FOTODRAFITRASA – Manodidina ny 2.200 ny mpivarotra ho tafiditra ao amin’ny tsenan’ny Coum 67 ha izay vao nohavaozina
– FANABEAZANA – Maherin’ny 525.100 ireo mpiadina avy amin’ny kilasy Taona faha-dimy no hiatrika ny fanadinana CEPE rahampitso talata
