VAOVAO – MINUTE FLASH 20 MAY 2022

– FITRANDRAHANA – Mitohy ny fifampiresahana eo amin’ny vahoakan’i Taolagnaro sy ny orinasa QMM, efa votsotra avokoa ireo mpitandro ny filaminana voatana an-keriny
FOTODRAFITRASA – Efa an-dalana ny famoahana ny vola hanamboarana ny lalam-pirenena faha-13, hoy ny Banky eoropeanina momba ny fampiasam-bola
– HERINARATRA – Hosoka sy halatra herinaratra 21 no tratra nandritra ny fidinana ifotony nataon’ny Jirama teny 67Ha ny alarobia teo