VAOVAO – MINUTE FLASH 20 OKTOBRA 2022

– FIHAONANA ARA-TOEKARENA – Nanambara tamin’ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Choiseul Africa Business forum ny filoha Andry Rajoelina, izay vahiny nasaina manokana, ny fanamboarana lalana 6.800km hatramin’ny 10.800km manerana ny Nosy.
– FANORENANA – Mahatratra fito hetsy ny isan’ny trano fonenana tokony haorina manerana ireo tanàn-dehibe eto Madagasikara.
– BASKETBALL – Niala an-daharana amin’ny Road to BAL ny ekipa maorisianina Le Roche bois
– POLITIKA – Nametra-pialana ny Praiministra britanika Liz Truss