VAOVAO – MINUTE FLASH 2020 13 Aogositra 2020

– VALANARETINA – Niampy enina ny lavon’ny valan’aretina, ny 88% ireo voamarina fa nitondra ny tsimok’aretina no efa sitrana
– TAORIAN’NY HAIN-TRANO – Nifindra vonjimaika eny Ambatobe ao amin’ny biraon’ny OLEP ny biraon’ny foibem-pirenena ho an’ny tontolo iainana na ONE
– FANAMPIANA NY SEHATRA TSY MIANKINA – Amin’ny alatsinainy 17 Aogositra no hanomboka ny fisoratana anaran’ireo te hisitraka ny findramam-bola ho an’ny mpiasa