– FANAJARIANA NY TANAN-DEHIBE – Trano maromaro teo Morarano Alarobia manamorona ny lakan-dranon’Andriantany no narodan’ny Kaominana Antananarivo Renivohitra
– TOETR’ANDRO – Any amin’ny 700 kilometatra mahery avaratra atsinanan’ny nosy Sainte-Marie no misy ilay faritra andro ratsy ahiana hivadika ho rivo-doza rahampitso sabotsy
– ORINASA – Miteraka fandaniana fanampiny maherin’ny 10 isan-jato ny fahatapahan-jiro sy ny olan’ny famatsian-drano.
