VAOVAO – MINUTE FLASH 21 Jolay

– VALANARETINA – Niampy 395 ireo olona voan’ny coronavirus, olona telo maty
– FITILIANA NY CORONAVIRUS – Tsy maintsy mandalo sy ankatoavin’ny ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny fitaovam-pitiliana miditra eto Madagasikara
– FANABEAZANA : Laza adina mifanitsy amin’ny progarama vita tamin’ny telovolana voalohany sy faharoa no haroso ami’ny CEPE sy BEPC