VAOVAO – MINUTE FLASH 21 JONA 2021

Affiche YouTube

– VALANARETINA – Efa mihoatra ny 900 ny isan’ireo namoy ny ainy noho ny Covid-19 teto Madagasikara hatramin’ny niandohan’ny valanaretina
– ANGOVO – Milaza ny hanome tolotra manokana ho an’ireo orinasa madinika ny Jirama mba tsy hahalafo ny sandan’ny herinaratra jifain’izy ireo
– BAOLINA KITRA – PRO LEAGUE – Miandry ny andro farany vao ho fantatra izay ho tompon-daka 2021