FITATERANA – Fifanenjehana fiara mpitatitra no mety nahatonga ilay lozam-pifamoivoizana nahafaty olona valo tany Marovoay Moramanga hoy ny zandarimaria
FITAKIANA : Nanatanteraka fitokonana ihany ireo mpiasan’ny fadintseranana na dia teo aza ny fampitandreman’ny prefektoran’ny polisin’Analamanga
BAOLINA KITRA – Niakatra eo amin’ny laharana faha-99 i Madagasikara amin’ny filaharan’ireo firenena
