– FANAJARIANA : Hiroso amin’ny fanodinana ny fako ny fokontany Manarintsoa Anatihazo, Manarintsoa Atsinanana ary Manarintsoa Afovoany.
– TONTOLO IAINANA – Mahatratra avo dimy heny miohatra amin’ny fenitra ara-pahasalamana ny loton’ny rivotra iainana eto Antananarivo.
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Olona 1500 no kasaina sy entanina hanao vaksiny mandritry ny hetsika fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny Fizahan-tany any Ampefy
