– FIFIDIANANA : Mihemotra ho amin’ny 31 Janoary 2023 ny fe-potoana fanisana mpifidy isa-tokantrano
– ASAM-PANJAKANA : Voatendry ho talem-paritry ny fahasalamana eto Analamanga ny Dr Manitra Rakotoarivony
– HAMBANA : Olona miisa 10 000 mipetraka eny amin’ny faritra ambanin’i Manjakamiadana, Ambohidempona ary i Faravohitra sy ny manodidina no tandindomin-doza
– TAFIKA : Ho tonga amin’ny volana janoary ilay angidimby vaovao Airbus H130 ny Foloalindahy malagasy
