VAOVAO – MINUTE FLASH 22 FEBROARY 2021

Affiche YouTube

– FAMPANOAVANA : Telo volana an-tranomaizina sazy miantona sy lamandy 50.000 ariary no sazy azon’ny zanaky ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa
– ANALAKELY SY NY MANODIDINA : Nandalo fampanoavana androany ireo 12 mianadahy nosamborina tamin’ny sabotsy noho ny fandraisana anjara tamina fihetsiketsehana tsy nahazoana alalana
– BASKETBALL : Tsy handray anjara amin’ny dingana famaranana ny Afrobasket Men 2021 ny ekipam-pirenena malagasy