– GOVERNEMANTA – Niatrika ny filankevitry ny ministra voalohany androany ireo minisitra vaovao
– LOZA VOAJANAHARY – Olona efatra no namoy ny ainy tao aorian’ny fandalovan’ny rivodoza Freddy
– TOETRY NY ANDRO – Efa nivoaka an’i Madagasikara tamin’ny roa ora sy sasany tolakandro teo ilay rivodoza Freddy
– ASA VAVENTY – Ahetsika hanampy amin’ny fanamboaran-dalana ny jenia miaramila
