VAOVAO – MINUTE FLASH 22 Jolay 2020

– VALANARETINA – Niampy 614 ny isan’ny olona voan’ny coronavirus, olona efatra maty
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Manomboka lany ny tahirina Azithromycine eny anivon’ny toeram-pivarotam-panafody
– VAROTRA – Noferan’ny minisitera ho 650 000 ariary ny kilaon’ny lavanila voakarakara amin’ity taom-piotazana 2020 ity