HERINARATRA – Hifarana tsy ho ela ny fahatapahan-jiro mifandimby eto an-drenivohitra rehefa hiverina mamokatra tsara ny ao Andekaleka.
FIARAHA-MIASA – Mbola hitohy hanohana ny sehatry ny fanabeazana ny Banky iraisam-pirenena na dia mbola betsaka aza ny ezaka tokony hatao, hoy ny solontenany eto Madagasikara
FETIM-PIRENENA – Maherin’ny 3.300 ireo mpitandro ny filaminana sy fiarovana hanao matso eo amin’ny kianjan’i Barea Mahamasina amin’ny alahady izao.
