COVID-19 – Vaksiny Pfizer 400.000 fatra no andrasana ho tonga ny zoma 26 Novambra ho avy izao
JONO – Fitaovana enti-miasa miisa 300 no voarain’ny ministeran’ny Jono mba hanampiana amin’ny fampivelarana ny jono madinika
FIFANDRAISANA IRAISAM-PIRENENA – Hanatrika ny fihaonana an-tampony faha-21-n’ny Comesa ny filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina
