– FITAKIANA : Nifarana ny hetsika nataon’ny mpiasan’ny fadin-tseranana, miverina miasa izy ireo
– VAKISINY : 83% no tahan’ireo olona nahavita ny tsindrona faharoa AstraZeneca teto Analamanga
– FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO – Volamena milanja 22,5 kilao nentina sambo iray niala tao Nosy Be ny 12 Oktobra teo no tratra tany Seychelles
