VAOVAO – MINUTE FLASH 22 SEPTAMBRA 2021

– FITATERANA – Manodidina ny 3 000 hatramin’ny 4 000 ariary ny saran-dalana amin’ireo téléphérique
– MPIASA IRAISAM-PIRENENA – Naneho ny faniriany ny hampitomboana bebe kokoa ny Malagasy miasa amin’ny Firenena mikambana ny filoha Andry Rajoelina nandritra ny fihaonany tamin’i Antonio Guterres
– KOLONTSAINA- Hiverina hiaka-tsehatra ireo mpikambana sisa velona ao amin’ny tarika Mahaleo ny 7 novambra izao