– FANKASITRAHANA : Nasondrotra ho kintana efatra n’y Jeneraly Serge Gellé, nakarina ho sous-lieutenant kosa i Jimmy Laitsara Andrianarison
– LOZA AN’HABAKABAKA – Nomena amin’ny mari-boninahitra Commandeur de l’ordre national ny Colonel Olivier Andrianambinina, hita ny nofo mangatsiaka an’i Colonel Hery Rakotomiliarison
– LOZA AN-DRANOMASINA : Nalahatra tao amin’ny kianjan’i Soanierana Ivongo ny vatan’ireo olona 43 hita tany Sainte Marie mba hahafahan’ny fianakaviany mamantatra azy
