VAOVAO – MINUTE FLASH 23 FEBROARY 2021

Affiche YouTube

– FANADIOVANA : Ny kaominina Antananarivo renivohitra no hisahana tanteraka ny fandraofana ny fako manomboka izao

– ANGOVO : Tsy maintsy hihatra ny saran’ny herinaratra vaovao saingy tsy izao dieny izao hoy ny minisitry ny vola

– FIAINAM-PIRENENA : Miantso ny mpitondra sy ny mpanohitra ho tonga saina ny vondron’ny fiarahamonim-pirenena Rohy manoloana ny mety hisian’ny krizy eto amin’ny firenena