– VALANARETINA – Roa no maty noho ny Covid- 19 ny 21 Jolay teo, 20 ny tranga vaovao voamarina.
– TSENA – Nanohy ny fitokonana ireo mpivarotra amoron-dalana androany Zoma
– LALAO OLAIMPIKA – Fitafy malagasy no nosaloran’ireo atleta malagasy nandritra ny lanonam-panokafana

