– SOSIALY – Nalefa nody any aminy ireo vehivavy avy any Koweit
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Mety ho tafakatra hatramin’ny 1000 isan’andro ny isan’ny fitiliana ho vita eto Madagasikara
– VALANARETINA – Avy eto Antananarivo avokoa ny 83 amin’ireo olona 84 voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus androany talata