VAOVAO – MINUTE FLASH 23 SEPTAMBRA 2021

– TAFIKA – Nandray ny fibaikoana ao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ny jeneraly Demosthène Pikulas
– FANABEAZANA – Entanina ireo mpampianatra amin’ny sekoly rehetra mba hanokana 5 minitra ho an’ny fanabeazana ho olom-pirenena sy fahalalam-pomba.
– FANDRAHARAHANA – Orinasa malagasy 16 no nahazo ny fanamarinana Malagasy ny Antsika avy amin’ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara