VAOVAO – MINUTE FLASH 24 FEBROARY 2022

– FOTODRAFITR’ASA – Izay asa fanotofana tany mahazo fankatoavan’ny Filan-kevitry ny ministra ihany no manan-kery
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Hisokatra manontolo saingy misy fepetra ny sisin-tanin’i Madagasikara manomboka ny 5 Martsa izao, araka ny tatitry ny Filan-kevitry ny minisitra
– FIFANDRAISANA IRAISAM-PIRENENA – Nanomboka nipoaka ny baomba teo amin’ny adin’ Rosia sy Ukraine androany alakamisy.