– LOZA VOAJANAHARY : Miisa fito ireo maty ary maherin’ny 1.600 ireo traboina ao Moramanga taorian’ny ora-mikija ny alin’ny sabotsy hifoha alahady teo.
– ANTAMBO : Miisa enina farafahakeliny ireo namoy ny ainy taorian’ny fihotsahan’ny toeram-piantsonan’ny fiara tao Ankadifotsy ny alin’ny alahady hifoha alatsinainy
– LOZA VOAJANAHARY : Tafiakatra maherin’ny 32.000 ny isan’ireo tra-boina voatery nafindra toerana teto amin’ny faritra Analamanga taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy ny faran’ny herinandro teo
