VAOVAO – MINUTE FLASH 24 JONA 2022

– TETI-BOLA – Nankatoavin’ny solombavambahoaka ary lany tsy nasiam-panitsiana ny volavolan-dalàna mirakitra ny Teti-bolam-panjakana nasiam-panitsiana ho an’ny taona 2022
– HALATRA – Volamena milanja 36 kilao voatahiry teo anivon’ny ministeran’ny Harena an-kibon’ny tany nisy nangalatra sy nanakalo azy ho karazam-by
– ASAM-PANJAKANA – Mbola tsy ampy isa ny mpiasam-panjakana hoy ny tale jeneralin’ny Asam-panjakana.