FAHASALAMANA – Mikasa ny hametraka sakana ara-pahasalamana eny amin’ny RN7 ny prefen’Antananarivo
FOTODRAFITRASA – Nahazo alalana hanapa-kevitra tsy mandalo amin’ny filankevitra monisipaly intsony ny mpitantana ny tanànan’Antananarivo fanapahan-kevitra
VALANARETINA – Olona 8 vaovao indray no voamarina fa tratry ny coronavirus, any Tolagnaro, olona 22 no manaraka fitsaboana any Fianarantsoa
