– FIARAHA-MIASA – Nahazo famatsiam-bola tsy haverina mitentina 332 tapitrisa dolara avy amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena na FMI i Madagasikara.
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Ny fanapahan-kevitra sy ny nataon’ireo fitondram-panjakana nifandimby no nampikorosy fahana ny Air Madagascar, hoy ireo sendikan’ny mpiasa
– FISOROHANA – Vaksiny Pfizer miisa 1.778.000 no ho tonga eto Madagasikara amin’ny telo volana faran’ny taona 2021
