– FAMPANDROSOANA – Hihaona amin’ny Filoha frantsay Emmanuel Macron ny Filoha Andry Rajoelina amin’ny zoma ho avy izao
– FITATERANA: Vinavinaina hisokatra amin’ny volana Oktôbra ny sisintanin’I Madagasikara.
– BAREA MAHAMASINA : Hozaraina manomboka ny 28 hatramin’ny 31 Aogositra ny tapakila maimaim-poana ahafahana miditra ao Mahamasina amin’ny fitokanana ny Kianja Barea sy ny lalao hihaonana amin’i Benin
