– FAMPIANARANA : Mpampianatra tsy miankina amin’ny fanjakana maherin’ny 33.000 manerana ny Nosy no hahazo ny fanampiana ara-bola fanome isan-taona
– FOTODRAFITRASA : Niverina nisokatra vonjimaika androany maraina ny fifamoivoizana eo amin’ny lalam-pirenena faharoa na mbola tsy vita tanteraka aza ilay fiviliana namboarina
– VOINA : Mbola maro ireo olona nisafidy ny hijanona eny Ambanin’Ampamarinana
