VAOVAO – MINUTE FLASH 25 JANOARY 2023

– FANABEAZANA : Mikatona avokoa ny sekoly eto Analamanga ny Alakamisy sy Zoma izao
– ANDRO RATSY : Efa manakaiky ny 40 000 ny isan’ireo traboina nohon’ny fandalovan’ny rivo-doza Cheneso
– TSENA IRAISAMPIRENENA : Mikendry ny hampitombo ny tahan’ny fanondranana entana amin’ny alalan’ny AGOA
– DIPLAOMASIA : Mandray anjara amin’ny Fihaonamben’ny filoham-pirenena sy ny filohan’ny governemanta afrikana any Dakara ny filoha Andry Rajoelina