TRANO MORA – Mihoatra ny 15 000 ireo nisoratra anarana mba hisitraka ireo trano miisa 135 ao amin’ny Lake Village City Ivato.
FITATERANA – Mieritreritra ny hanome alalana kaompaniam-pitaterana an’habakabaka fanampiny ho an’ny sidina mankany ivelany indray ny Fitondram-panjakana ato ho ato.
HETSIKA – Hotanterahina ny 31 Martsa hatramin’ny 2 Aprily izao ao Soarano ny andiany fahadimy amin’ny Tsenaben’ny fizahan-tany.
