– BAOLINA KITRA – Foana ilay fampivondronana ny Barea tany Evry Frantsa noho ny tsy fahampiana ny ara-bola
– FAMPIANARANA AMBONY – Hanohy ny fitokonana ny Seces sampana Antananarivo, ary nanome toky fa tsy hisy akory ny taona fotsy.
– FISOROHANA – Malagasy manodidina ny 1.290.000 no vita vakisiny fanefitry ny covid-19 tao anatin’ny herintaona.
