– FAMPODIANA AN-TANINDRAZANA – Nihemotra ho amin’ny 1 Desambra ho avy izao ny fahatongavan’ireo mpiasa malagasy avy any Arabie Saoudite
– FITSARANA – Miatrika fiofanana ny mpitsara 44 hiasa amin’ny rojom-pitsarana misahana ny ady amin’ny herisetra mifototra amin’ny maha lahy na ny mahavavy
– AFROBASKET 2021 – Niainga nihazo an’i Rwanda omaly talata ny ekipam-pirenena malagasin’ny basket ball

