– VALANARETINA : Tsy nisy ny maty vokatry ny covid-19, efatra ny tranga vaovao voamarina
– FISOROHANA : Nanao vakisiny Johnson & Johnson ny Praiminisitra Christian Ntsay androany Alakamisy
– FOTODRAFITRASA : Toeram-ponenana miisa 87 no hatsangana eny Andavamamba hamindrana ireo fianakaviana voakasiky ny asa fanamboarana ny canal C3
