– FANONDROTAN-KARAMA – Manahy ny mpandraharaha tsy miankina ny mbola hampiakaran’ny filoham-pirenena ambonin’ny 9,9% ny tahan’ny fisondrotan-karama
– ARETINA – Mbola olana ara-pahasalamana ny tazomoka ary anisany ny sakana ho an’ny fampandrosoana ara-toekarena, hoy ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
– TOETRANDRO – Ampiharina ny filazana loza mihatra ho an’ireo tanàna manamorona ny ony Fiherenana, toerana roa no atokana handraisana ny tra-boina ao Toliara
