– VALANARETINA : Olona fito no maty vokatry ny covid-19 omaly talata, 62 ireo tranga vaovao voamarina fa misy tsimokaretina
– FAHASALAMANA : Solombavambahoaka sy mpiasan’ny Antenimierampirenena 20 no natao vakisiny tao Tsimbazaza androany alarobia
– HERINARATRA : Ho avy tsy ho ela ny fampidiran-jiro mora karakarain’ny Jirama ho an’ireo tokantrano tena marefo

