VAOVAO – MINUTE FLASH 26 OKTOBRA 20201

– VAROTRA : Tsy mihoatra ny 120.000 ariary ny vidin’ny kilaon’ny lavanila voakarakara
– SEHATRA TSY MIANKINA : Nanome fanampiana mitentina 1,4 tapitrisa dolara ny Banky afrikana momba ny fampandrosoana hanohanana ny orinasa madinika
– PARLEMANTA: I Erick Lambert Besoa no voafidy ho filoha lefitry ny antenimieran-doholona hoan’ny tapany Avaratrin’ny Nosy