– VALANARETINA : 9 no maty noho ny aretina covid-19, 145 ireo tranga vaovao ny alatsinainy 26 Aprily
– BAOLINA KITRA : Tsy miafina intsony ny disadisa misy eo amin’ny mpitantana ny kitra malagasy
– HAINO AMAN-JERY : Afaka miverina mandeha amin’ny onjam-peo sy fahitalavitra ireo fandaharana efa saika nosakanan’ny governemanta
