TAKAITRA NAVELAN’NY RIVODOZA JASMINE – Namoaka ny tatitra vonjimaika momba ny takaitra tany amin’ny faritra nandalovan’ny rivodoza Jasmine ny Birao
FITATERANA AN’HABAKABAKA – Famatsiam-bola mitentina hatramin’ny 69 tapitrisa dolara no ilain’ny Air Madagascar hahafahany miverina miarina tanteraka
FANATANJAHAN-TENA – Voaantso teny anivon’ny Fitsarana miady amin’ny kolikloy na PAC i Andrianony Victorien, filoha vonjy maika ao amin’ny FM
