– LOZA AN-DRANOMASINA : 85 ny isan’ireo namoy ny ainy taorian’ny faharendrehan’ny sambo Francia, telo ireo mbola tsy hita popoka
– FAHASALAMAM-BAHOAKA : Marary miisa telo no nisantatra ny fanokafana indray ny toeram-pandraisana mararin’ny covid-19 ao Soamandrakizay
– TOETRANDRO : Hanorana arahim-baratra any amin’ny faran’ny herinandro any
