VAOVAO – MINUTE FLASH 27 DESAMBRA 2022

– BAOLINA KITRA – Nandao ny fampivondronan’ny Barea i Tsilavina Fanomezantsoa
– FAMBOLENA – Nanolotra milina fanetsana vary ry Fanjakana Sinoa
– ANTANANARIVO : Nahitana fihatsarana ny kalitaon’ny rivotra iainana
– Varotra Ivelany – Nitombo avo efatra eny noho ny tamin’ny heritaona ny fanondranana jirofo