VAOVAO – MINUTE FLASH – 27 FEBROARY 2023

– FIZAHAN-TANY -Nigadona tao Mahajanga ilay sambo goavana Le Champlain
– VALAN’ARETINA : Olona iray namoy ny ainy vokatry ny Covid-19
– VAKINAKARATRA – Mitohy hatramin’ny 05 martsa ny fisoratana anarana amin’ny trano mora
– FIFANDRAISANA – Naharay famatsiambola mitentina 42 tapitrisa ariary avy amin’ny fanjakana Frantsay ny kaominin’i Antananarivo Renivohitra.