– FETIM-PIRENENA – Olona 11.316 no nahazo fanalefahan-tsazy avy amin’ny Filoham-pirenena noho ny tsingerin-taona faha-62-n’ny Fahaleovan-tena
– VALANARETINA – 372 no isan’ireo voamarina fa voan’ny aretina Covid-19 tamin’ny 18 ka hatramin’ny 24 Jona, hoy ny antontan’isan’ny minisiteran’ny Fahasalamam-bahoaka
– FANADINAM-PANJAKANA – 78,5 isan-jato ny taha-pahafahana fanadinana CEPE ho an’ny faritra Analamanga
